|
|
|
|

Teny iditra1 taona irỳ
Singan-teny  2taona, 3irỳ
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5tamin' ny taona talohan' ny farany tao.
6(Ohatra, raha taona 1974 taona ito, ny taona 1975 dia atao hoe: taona any na taona ambony na raha avy taona; ny 1973 kosa taon-dasa na taona itsỳ, ary 1972 taona irỳ). [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [ l'année avant-dernière'>taon' irỳ> l'année avant-dernière] 7l'année avant-dernière. [1.3#681]
Voambolana  8 Fotoana

Fivaditsoratra  9 iriotana, 10 itaraino, 11 itoriana, 12 taona irỳ

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12